Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:2 - Baiboly Katolika2 Nony ren’i Demetriosa mpanjaka izany, namory tafika lehibe dia lehibe izy, dia nandroso hamely an’io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nony ren’i Demetry mpanjaka ny vaovao, dia namory tafika goavana dia goavana izy ka niroso hamely an’i Aleksandra. Jereo ny toko |