Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:16 - Baiboly Katolika

16 «Hahita lehilahy toy izany indray va isika? Ka ndeha ataovintsika tonga sakaiza sy mpihavana amintsika izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ka hoy i Aleksandra hoe: «Hahita lehilahy toy izany aiza indray isika? Ka ndeha hataontsika izay hahatongavana azy ho sakaizantsika sy mpiara-miasa amintsika.»

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra