Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:15 - Baiboly Katolika15 I Aleksandra mpanjaka kosa, tamin’izany, dia nahare ny zavatra natolotr’i Demetriosa an’i Jônatasy; notantarain’ny olona taminy koa ny ady nataony, ny herim-po nafitsok’izy mbamin’ireo rahalahiny ary ny loza niaretany; ka hoy izy: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 I Aleksandra mpanjaka kosa dia nahare ny fampanantenana rehetra nataon’i Demetry tamin’i Jônatàna; notantarain’ny olona taminy ny ady nataon’i Jônatàna sy ireo rahalahiny, mbamin’ny herimpo nasehony sy ny fijaliana niaretany. Jereo ny toko |