Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:14 - Baiboly Katolika

14 Ny sasantsasany foana tamin’ireo nahafoy ny didy aman-dalàna no nijanona tao Betsora, izay tonga fialofany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ny sasantsasany tamin’ny Israelita nahafoy ny didy aman-dalàn’Andriamanitra ihany no nijanona tao Bety-Tsoro; fa toy ny fialofana ho azy io tanàna io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra