Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:12 - Baiboly Katolika12 Nitsoaka tamin’izay ireo hafa firenena, izay tao amin’ny tanàna mimanda nataon’i Bakidesa, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Tamin’izay no nitsoaka ny hafa firenena nonina tao amin’ireo tanàna mimanda izay naorin’i Bakida; Jereo ny toko |