Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:11 - Baiboly Katolika11 Nandidy ny mpiasa izy handrafitra ny manda indray, sy hanisy vato efa-joro manodidina ny tendrombohitra Siôna hanamafy azy. Notanterahina izany didy izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nodidiany ny mpiasa handrafitra ny manda indray sy hanisy vato voapaika manodidina ny tendrombohitra Tsiôna mba hanamafisana azy; ary notanterahina izany didy izany. Jereo ny toko |