Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 10:10 - Baiboly Katolika10 Niorim-ponenana tao Jerosalema i Jônatasy dia nanomboka namboatra sy nanavao ny tanàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Dia niorim-ponenana tao Jerosalema i Jônatàna, ka nanomboka namboatra sy nanavao ny tanàna. Jereo ny toko |