Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 10:1 - Baiboly Katolika

1 Tamin’ny taona faha-160, niainga hanafika i Aleksandra, ilay zanak’i Antiôkosy, sy natao hoe Epifana, ka nahazo an’i Ptôlemaisa; noraisin’ny mponina izy, dia tonga mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’ny taona faha-160 i Aleksandra, zanakalahin’i Antiôkôsa sady natao hoe Epifana, no niantsona tao Ptôlemaîda ka nahazo an’izany tanàna izany; noraisin’ny mponina izy ka tao no voasandratra ho mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 10:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra