1Samoela 9:3 - Baiboly Katolika3 Ary nania ny ampondra vavin’i Kisy, rain’i Saola, ka hoy i Kisy tamin’i Saola zanany: «Mangalà mpanompo anankiray hiaraka aminao dia mandehana mitady ny ampondra». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Very ny borikivavin’i Kisy, rain’i Saoly ka hoy i Kisy tamin’i Saoly zanany: Mitondrà zatovo iray hanaraka anao, dia miaingà ka mandehana hitady ny boriky. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Indray andro dia very ireo borikivavin’i Kisy rain’i Saoly; dia hoy i Kisy tamin-janany: «Ento miaraka aminao ny mpanompo iray, ka mandehana ianareo mitady ireo borikivavy». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Indray andro dia very ireo borikivavin’i Kisy rain’i Saoly; dia hoy i Kisy tamin-janany: «Ento miaraka aminao ny mpanompo iray, ka mandehana ianareo mitady ireo borikivavy». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary very ny borikivavin’i Kisy, rain’i Saoly. Dia hoy Kisy tamin’i Saoly zanany: Mitondrà zatovo anankiray hanaraka anao, dia miaingà, ka mandehana hitady ny boriky. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary very ny borikivavin'i Kisy, rain'i Saoly. Dia hoy Kisy tamin'i Saoly zanany: Mitondrà zatovo anankiray hanaraka anao, dia miaingà, ka mandehana hitady ny boriky. Jereo ny toko |
Rehefa tafasaraka amiko ianao anio, dia hahita olona roa lahy, eo akaikin’ny fasan-dRasela amin’ny faritanin’i Benjamina, any Selsaky, hilaza aminao hoe: Ny ampondra notadiavinao efa hita ka tsy heverin-drainao intsony ny momba ny ampondravavy fa ny aminareo indray no ahiny sy ataony hoe: Inona no tsy maintsy hataoko ny amin’ity zanako ity?