1Samoela 8:1 - Baiboly Katolika1 Nony efa antitra i Samoela, dia ireo zanany no natsangany hitsara an’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Rehefa antitra i Samoela dia ny zanany no nataony mpitsara ny Israely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Rehefa antitra i Samoela, dia ireo zanany no nataony ho mpanapaka ny vahoaka Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Rehefa antitra i Samoela, dia ireo zanany no nataony ho mpanapaka ny vahoaka Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary rehefa antitra Samoela, dia ny zanany no nataony mpitsara ny Isiraely. Jereo ny toko |