1Samoela 7:2 - Baiboly Katolika2 Hatramin’ny andro nametrahana ny Fiaran’i Iaveh tany Kariatiarima dia lava ny andro nifandimby, roapolo taona, ary nitaraina tamin’i Iaveh ny tranon’i Israely rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Hatramin’izany andro izany dia nitoetra ela, roapolo taona, tany Kiriata-Jearima ny vata misy ny faneken’NY TOMPO; ary ny taranak’Israely rehetra dia nitaraina tamin’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Hatramin’ny nitoeran’ny Vatamasin’ny TOMPO tany Kiriata-Jeharîma, dia andro maro no nifandimby, efa roapolo taona izao. Nalahelo te hiverina amin’ny TOMPO ny Israelita rehetra Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Hatramin’ny nitoeran’ny Vatamasin’ny TOMPO tany Kiriata-Jeharîma, dia andro maro no nifandimby, efa roapolo taona izao. Nalahelo te hiverina amin’ny TOMPO ny Israelita rehetra Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 ARY hatramin’izany andro izany dia nitoetra ela tany Kiriata-jearima ny fiaran’i Jehovah, dia roa-polo–taona; ary ny taranak’Isiraely rehetra nalahelo an’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary hatramin'izany andro izany dia nitoetra ela tany Kiriata-jearima ny fiaran'i Jehovah, dia roa-polo taona; ary ny taranak'Isiraely rehetra nalahelo an'i Jehovah. Jereo ny toko |
Ka hoy i Samoela tamin’ny tranon’i Israely rehetra; «Raha miverina amin’i Iaveh amin’ny fonareo rehetra tokoa ianareo, dia esory hiala eo aminareo ny andriamani-kafa sy ny Astarte, ary araiketo mafy amin’i Iaveh ny fonareo, ka Izy irery ihany no tompoy, ka hanafaka anareo amin’ny tanan’ny Filistinina Izy.»