1Samoela 4:4 - Baiboly Katolika4 Dia naniraka nankany Silao ny olona, ka nentina avy amin’io tanàna io ny Fiaran’ny Faneken’i Iavehn’ny tafika, izay mipetraka amin’ny Kerobima. Niaraka tamin’ny Fiaran’ny Faneken’i Iaveh Andriamanitra izy mirahalahy zanak’i Helì, dia i Ofnì sy i Finea. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Dia nandefa iraka nankany Silo ny olona mba haka ny vata misy ny faneken’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, izay mipetraka amin’ny kerobima. Ary tao Silo, teo amin’ny vata misy ny faneken’Andriamanitra, izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy i Finehasa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Dia naniraka olona nankany Silao ny vahoaka mba haka ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ilay TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao, dia ilay TOMPO mipetraka eo ambony kerobima. Nanaraka io Vatamasina io ny zanak’i Helỳ roa lahy, dia i Hôfnỳ sy i Pinehasa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia naniraka olona nankany Silao ny vahoaka mba haka ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ilay TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao, dia ilay TOMPO mipetraka eo ambony kerobima. Nanaraka io Vatamasina io ny zanak’i Helỳ roa lahy, dia i Hôfnỳ sy i Pinehasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Dia naniraka nankany Silo ny olona haka ny fiaran’ny faneken’i Jehovah, Tompon’ny maro, Izay mipetraka amin’ny kerobima; ary tao Silo, teo amin’ny fiaran’ny faneken’Andriamanitra, izy mirahalahy zanak’i Ely, dia Hofinia sy Finehasa. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Dia naniraka nankany Silo ny olona haka ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, Tompon'ny maro, Izay mipetraka amin'ny kerobima; ary tao Silo, teo amin'ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra, izy mirahalahy zanak'i Ely, dia Hofinia sy Finehasa. Jereo ny toko |
Rehefa vitan’i Aarôna sy ny zanany ny fanaronana ny fitoerana masina mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ka hifindra lasy, dia ho avy ny taranak’i Kaata hitondra azy; tsy hikasika ny zavatra masina anefa izy ireo, fandrao maty. Izany zavatra momba ny trano lay fihaonana izany, no ho anjara entan’ny taranak’i Kaata.