Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Samoela 26:4 - Baiboly Katolika

4 dia naniraka mpitsikilo i Davida ka nahalala fa tonga tokoa i Saola.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Koa naniraka mpitsikilo i Davida ka fantany fa tonga tokoa i Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 Naniraka mpitsikilo manko i Davida ka nahazo antoka ny fahatongavan’i Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Naniraka mpitsikilo manko i Davida ka nahazo antoka ny fahatongavan’i Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia naniraka mpisafo Davida, ka fantany fa tonga tokoa Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia naniraka mpisafo Davida, ka fantany fa tonga tokoa Saoly.

Jereo ny toko dika mitovy




1Samoela 26:4
4 Rohy Ifampitohizana  

Indro Izaho maniraka anareo tahaka ny ondry eo afovoan’ny amboadia, ka mbà malina tahaka ny bibilava ianareo, ary mbà tsotra toy ny voromahailala.


Nandefa mpisafo tany roalahy mangingina avy tany Setima i Jôsoe zanak’i Nona, nataony hoe: «Mandehana, zahao ny tany, sy i Jerikô.» Dia niainga izy roa lahy, ka tonga tao amin’ny tranon’ity vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ary nandry tao.


Nitoby teo amin’ny havoan’i Hakilà i Saola ao atsinanan’ny tany lava volo, eo amoron-dalana, ary i Davida nitoetra tany an’efitra. Nony tazany fa tamy hitady azy any an’efitra i Saola,


Dia niainga i Davida ka tonga teo amin’ny toerana nitobian’i Saola. Hitan’i Davida ny toerana nandrian’i Saola sy i Abnera zanak’i Nera lehiben’ny miaramilany; tao afovoan’ny toby i Saola no nandry ary nitoby nanodidina azy ny vahoaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra