1Samoela 26:15 - Baiboly Katolika15 Ary hoy i Davida tamin’i Abnera: «Tsy lehilahy va ianao? Ary iza no toa anao amin’i Israely? Koa nahoana ianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? Fa nisy anankiray tamin’ny vahoaka tonga teny hamono ny mpanjaka tomponao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Hoy i Davida tamin’i Abnera: Tsy lehilahy mahery va ianao, ary iza no tahaka anao amin’ny Israely? Koa nahoana ianao no tsy miambina ny mpanjaka tomponao? Fa nisy iray tamin’ny olona tonga teo hamono ny mpanjaka tomponao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Dia hoy indray i Davida tamin’i Abinera: –Moa ve tsy lehilahy mahery ianao, fa tsy misy tahaka anao amin’i Israely? Koa nahoana ianao no tsy miambina tsara ny mpanjaka tomponao? Fa nisy tamin’ny vahoaka tonga hamono azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia hoy indray i Davida tamin’i Abinera: –Moa ve tsy lehilahy mahery ianao, fa tsy misy tahaka anao amin’i Israely? Koa nahoana ianao no tsy miambina tsara ny mpanjaka tomponao? Fa nisy tamin’ny vahoaka tonga hamono azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary hoy Davida tamin’i Abnera: Tsy lehilahy mahery va hianao, ary iza no tahaka anao amin’ny Isiraely? Koa nahoana hianao no tsy miambina ny mpanjaka tomponao? fa nisy anankiray tamin’ny olona tonga teo hamono ny mpanjaka tomponao. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary hoy Davida tamin'i Abnera: Tsy lehilahy mahery va ianao, ary iza no tahaka anao amin'ny Isiraely? Koa nahoana ianao no tsy miambina ny mpanjaka tomponao? fa nisy anankiray tamin'ny olona tonga teo hamono ny mpanjaka tomponao. Jereo ny toko |