1Samoela 26:14 - Baiboly Katolika14 Ary i Davida niantso ny vahoaka sy i Abnera zanak’i Nera nanao hoe: «Tsy hamaly va ianao, ry Abnera?» Dia hoy i Abnera namaly: «Zovy moa ianao, miantso atỳ amin’ny mpanjaka?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 ary niantso ny olona sy i Abnera, zanak’i Nera i Davida hoe: Tsy mamaly va ianao, ry Abnera? Dia namaly i Abnera hoe: Iza moa ianao no miantsoantso ho ren’ny mpanjaka? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Dia niantso ny tafika sy i Abinera zanakalahin’i Nera i Davida hoe: –Ry Abinera! Mandre ahy ve ianao? Fa novalian’i Abinera hoe: –Zovy moa izao miantsoantso mankarenina ny sofin’ny mpanjaka izao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia niantso ny tafika sy i Abinera zanakalahin’i Nera i Davida hoe: –Ry Abinera! Mandre ahy ve ianao? Fa novalian’i Abinera hoe: –Zovy moa izao miantsoantso mankarenina ny sofin’ny mpanjaka izao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 ary Davida niantso ny olona sy Abnera, zanak’i Nera, hoe: Tsy mamaly va hianao, ry Abnera? Ary Abnera dia namaly hoe: Iza moa hianao, no miantso ho re eto anatrehan’ny mpanjaka? Jereo ny tokoMalagasy Bible14 ary Davida niantso ny olona sy Abnera, zanak'i Nera, hoe: Tsy mamaly va ianao, ry Abnera? Ary Abnera dia namaly hoe: Iza moa ianao, no miantso ho re eto anatrehan'ny mpanjaka? Jereo ny toko |