Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Samoela 17:9 - Baiboly Katolika

9 Ka raha izy no mahery eo am-piadiana amiko ka mahafaty ahy, dia ho mpanomponareo izahay, fa raha izaho kosa no mandresy sy mahafaty azy dia ho ambany fahefanay ianareo sy ho mpanomponay».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Raha maharesy ahy izy ka mahavoa ahy dia ho mpanomponareo izahay; fa raha resiko kosa izy ka voako dia ho mpanomponay ianareo ka hanompo anay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 Fa raha toa resiny aho ka matiny, dia ho andevonareo izahay; fa raha resiko kosa izy ka matiko, dia ianareo kosa no ho andevonay ka hanompo anay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Fa raha toa resiny aho ka matiny, dia ho andevonareo izahay; fa raha resiko kosa izy ka matiko, dia ianareo kosa no ho andevonay ka hanompo anay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Raha tàhiny maharesy ahy izy ka mahafaty ahy, dia ho mpanomponareo izahay; fa raha resiko kosa izy ka matiko, dia ho mpanomponay hianareo ka hanompo anay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Raha tàhiny maharesy ahy izy ka mahafaty ahy, dia ho mpanomponareo izahay; fa raha resiko kosa izy ka matiko, dia ho mpanomponay ianareo ka hanompo anay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Samoela 17:9
3 Rohy Ifampitohizana  

Nivoaka avy ao Mahanaîma i Abnera zanak’i Nera, mbamin’ny mpanompon’i Isbôseta zanak’i Saola hamely an’i Gabaôna.


Ary i Naasy Amônita niakatra dia nitoby teo anoloan’i Jabesy any Galaada. Ka hoy ny mponina rehetra tany Jabesy tamin’i Naasy: «Manaova fanekem-pihavanana aminay dia hanompo anao izahay.»


Mbola nanohy ihany io Filistinina io nanao hoe: «Lasa izay ny fihaikako ny miaramilan’i Israely anio, ka amoahy lehilahy anankiray aho dia hikatroka izahay!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra