1Samoela 13:1 - Baiboly Katolika1 Ny taonan’i Saola nony tonga mpanjaka izy dia..., ary roa taona no nanjakany tamin’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Telopolo taona i Saoly raha nanomboka nanjaka; ary roa taona no nanjakany tamin’ny Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 TELO-POLO taona Saoly, raha vao nanjaka; ary nanjaka roa taona tamin’ny Isiraely izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Telo-polo taona Saoly, raha vao nanjaka; ary nanjaka roa taona tamin'ny Isiraely izy. Jereo ny toko |