1Samoela 12:3 - Baiboly Katolika3 ary inty aho, ataovy tenin’ny vavolombelona ny amiko eto anatrehan’i Iaveh sy ny voahosony: ombin’iza no mba nalaiko ary ampondran’iza no mba nalaiko? Zovy no mba nanaovako tsy an-drariny, ary iza no nampahoriko? Zovy no nandraisako kolikoly, mba hodiako tsy mahita azy? Fa honerako aminareo izany». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Koa inty aho; tondroy maso eto anatrehan’NY TOMPO sy ny olom-boahosony: Ombin’iza moa no nalaiko? Borikin’iza no nalaiko? An’iza no nanaovako an-keriny? Iza no nampahoriko? Teo an-tanan’iza no nandraisako kolikoly hahatampina ny masoko? Fa honerako aminareo izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Inty ny tenako, omeo tsiny eto anatrehan’ny TOMPO sy ny mpanjaka voahosony, raha toa ka nisy ombin’olona na borikiny nangalariko, na koa nisy olona nambakaiko sy nampahoriko, na nisy olona nandraisako tsolotra ho tapi-maso aminy; fa vonona ny hanonitra izany aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Inty ny tenako, omeo tsiny eto anatrehan’ny TOMPO sy ny mpanjaka voahosony, raha toa ka nisy ombin’olona na borikiny nangalariko, na koa nisy olona nambakaiko sy nampahoriko, na nisy olona nandraisako tsolotra ho tapi-maso aminy; fa vonona ny hanonitra izany aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Koa inty aho; tondroy maso eto anatrehan’i Jehovah sy ny voahosony aho: ombin’iza moa no nalaiko? na borikin’iza no nalaiko? na an’iza no nanaovako ankeriny? na iza no nampahoriko? na teo an-tànan’iza no nandraisako kolikoly hahatampina ny masoko?–fa honerako aminareo izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Koa inty aho; tondroy maso eto anatrehan'i Jehovah sy ny voahosony aho: ombin'iza moa no nalaiko? na borikin'iza no nalaiko? na an'iza no nanaovako an-keriny? na iza no nampahoriko? na teo an-tànan'iza no nandraisako kolikoly hahatampina ny masoko? fa honerako aminareo izany. Jereo ny toko |