Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




1Samoela 11:3 - Baiboly Katolika

3 Ka hoy ny loholon’i Jabesy taminy: «Mba omeo andro hafitoana àry izahay handefasanay iraka ho any amin’ny faritanin’i Israely rehetra; ka raha tany tsy misy olona hamonjy anay, dia hitolo-tena aminao izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Nefa hoy ny loholon’i Jabesy taminy: Omeo hafitoana izahay mba hanirahanay olona ho any amin’ny tanin’ny Israely rehetra, koa raha toa tsy misy olona hamonjy anay dia handeha hanatona anao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Hoy kosa ireo loholon’i Jabesy taminy: –Omeo fito andro izahay hahafahanay mandefa iraka manerana ny faritanin’i Israely; fa raha tsy misy mamonjy anay, dia hitolo-batana aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Hoy kosa ireo loholon’i Jabesy taminy: –Omeo fito andro izahay hahafahanay mandefa iraka manerana ny faritanin’i Israely; fa raha tsy misy mamonjy anay, dia hitolo-batana aminao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Fa hoy ny loholon’i Jabesy taminy: Omeo andro hafitoana izahay, mba hanirahanay olona ho any amin’ny fari-tanin’ny Isiraely rehetra, ka raha tàhiny tsy misy olona hamonjy anay, dia hivoaka hanatona anao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Fa hoy ny loholon'i Jabesy taminy: Omeo andro hafitoana izahay, mba hanirahanay olona ho any amin'ny fari-tanin'ny Isiraely rehetra, ka raha tàhiny tsy misy olona hamonjy anay, dia hivoaka hanatona anao izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Samoela 11:3
3 Rohy Ifampitohizana  

Aza mihaino an’i Ezekiasa ianareo fa izao no tenin’ny mpanjakan’i Asiria: Manaova fanekem-pivavahana amiko, ary maneke ahy ianareo, dia samy hihinana ny voaloboka aman’aviaviny, sy hisotro ny rano eo amin’ny dobo famorian-dranony avy ianareo;


Ary hoy ny olona tany Jabesy tamin’ny Amônita: «Rahampitso hitolo-tena hanaiky anareo izahay ka dia hataonareo aminay izay tianareo.»


Nivory ny loholon’i Israely rehetra nankany amin’i Samoela, tany Ramà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra