1Samoela 1:16 - Baiboly Katolika16 Aza mihevitra ny ankizivavinao ho olon’i Beliala fa ny hamafin’ny halahelo amam-pahoriako no nitenenako mandraka ankehitriny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Aza mba heverina ho vehivavy tena ratsy fanahy ny mpanompovavinao; fa ny haben’ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Aza heverinao ho toy ny vehivavy ratsy fanahy aho; fa raha nivavaka ela aho, dia satria efa tsy tantiko intsony ny alahelom-poko sy ny fahoriam-panahiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Aza heverinao ho toy ny vehivavy ratsy fanahy aho; fa raha nivavaka ela aho, dia satria efa tsy tantiko intsony ny alahelom-poko sy ny fahoriam-panahiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Aza mba atao ho vehivavy tena ratsy fanahy ny ankizivavinao; fa ny haben’ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Aza mba atao ho vehivavy tena ratsy fanahy ny ankizivavinao; fa ny haben'ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny. Jereo ny toko |