Zakaria 2:6 - DIEM PROTESTANTA
Ary nanontaniako izy hoe: –Ho aiza moa ianao? Dia hoy izy namaly ahy: –Ho any Jerosalema aho handrefy azy hahitana ny sakany sy ny lavany.
Jereo ny toko
Dia hoy aho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an’i Jerosalema aho mba hizaha ny sakany sy ny lavany.
Jereo ny toko
Ary nanontaniako izy hoe: –Ho aiza moa ianao? Dia hoy izy namaly ahy: –Ho any Jerosalema aho handrefy azy hahitana ny sakany sy ny lavany.
Jereo ny toko
Dia hoy aho: «Ho aiza ianao?» Ary hoy izy tamiko: «Handrefy an’i Jerosalema hahitana izay hatao sakany sy izay hatao lavany.»
Jereo ny toko
Dia hoy izaho: Ho aiza moa hianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an’i Jerosalema hizaha ny sakany sy ny lavany aho.
Jereo ny toko
Dia hoy izaho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an'i Jerosalema hizaha ny sakany sy ny lavany aho.
Jereo ny toko
Dia hoy aho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an’i Jerosalema aho mba hizaha ny sakany sy ny lavany.
Jereo ny toko