Hisainao ny lehilahy rehetra feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Nomery 8:25 - DIEM PROTESTANTA Fa rehefa feno dimampolo taona kosa dia handao ny asa ka tsy hanao fanompoana intsony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 rehefa dimampolo taona kosa izy dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa rehefa feno dimampolo taona kosa dia handao ny asa ka tsy hanao fanompoana intsony. Baiboly Katolika Rehefa dimampolo taona izy, dia hiala amin’ny raharaha ka tsy hanao ny fanompoana intsony. Baiboly Protestanta Malagasy fa rehefa dimam-polo taona kosa izy, dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony; Malagasy Bible fa rehefa dimam-polo taona kosa izy, dia hiala amin'ny antokon'ny fanompoana ka tsy hanompo intsony; La Bible en Malgache rehefa dimampolo taona kosa izy dia hiala amin’ny antokon’ny fanompoana ka tsy hanompo intsony. |
Hisainao ny lehilahy rehetra feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.
–Izao no fepetra mikasika ny Levita: Feno 25 taona izy vao manomboka mirotsaka amin’ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.
Kanefa afaka hanampy ny mpiray foko aminy izy hiambina ny Tranolay fihaonana, na dia tsy hanana asa manokana aza. Izany no hataonao amin’ny Levita momba ny fanompoany.
Ny ady tsara no efa vitako, tratrako ny tanjon’ny fihazakazahana, voatanako ny finoana.