Rehefa izany vao afaka nandeha nanao ny asa fanompoany tao amin’ny Tranolay fihaonana teo anatrehan’i Aharôna sy ny zanany ny Levita. Araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny Levita no natao taminy.
Nomery 8:23 - DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy indray ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Rehefa izany vao afaka nandeha nanao ny asa fanompoany tao amin’ny Tranolay fihaonana teo anatrehan’i Aharôna sy ny zanany ny Levita. Araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy momba ny Levita no natao taminy.
–Izao no fepetra mikasika ny Levita: Feno 25 taona izy vao manomboka mirotsaka amin’ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.