Toy izao no fomban’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady: misesika remby izy, dia mamafa vava ary miteny hoe: «Tsy nanao ratsy aho!»
Nomery 5:13 - DIEM PROTESTANTA lehilahy hafa no nanao firaisana taminy ka nandoto azy, nefa tsy hitan’ny lahy izy fa niafina sady tsy misy vavolombelona hiampanga azy no tsy tratra am-bodiomby koa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 satria nisy lehilahy nandry taminy, saingy tsy hitan’ny lahy fa miafina Ravehivavy ka voaloto, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy ary tsy nisy izay nahatratra azy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara lehilahy hafa no nanao firaisana taminy ka nandoto azy, nefa tsy hitan’ny lahy izy fa niafina sady tsy misy vavolombelona hiampanga azy no tsy tratra am-bodiomby koa. Baiboly Katolika fa misy lehilahy hafa miray aminy, nefa zavatra miafina amin’ny mason’ny lahy izany, fa mangingina no anaovan-dravehivavy fahalotoana, tsy misy vavolombelona hiampanga azy, ary tsy azo olan-tanana izy, Baiboly Protestanta Malagasy fa nisy lehilahy nandry taminy, nefa tsy hitan’ny lahy, fa miafina, ary voaloto ravehivavy, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy, ary tsy azo olan-tànana izy; Malagasy Bible fa nisy lehilahy nandry taminy, nefa tsy hitan'ny lahy, fa miafina, ary voaloto ravehivavy, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy, ary tsy azo olan-tanana izy; La Bible en Malgache satria nisy lehilahy nandry taminy, saingy tsy hitan’ny lahy fa miafina Ravehivavy ka voaloto, nefa tsy misy vavolombelona hiampanga azy ary tsy nisy izay nahatratra azy, |
Toy izao no fomban’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady: misesika remby izy, dia mamafa vava ary miteny hoe: «Tsy nanao ratsy aho!»
Kitapo feno vola no nentiny, ka tsy hiverina izy raha tsy fenomanana indray ny volana.»
Miantehitra amin’ny sabatrareo ianareo ka manao zavatra maharikoriko, ary samy maka ny vadin’ny namany avy, koa ahoana no hahazoanareo io tany io ho fanananareo?›
«Aza miray amin’ny vadin’olona mpiray firenena aminao, satria ho voaloton’izany ianao.
«Raha misy lehilahy maka ny vadin’ny mpiray firenena aminy, dia samy hatao maty tokoa na ralehilahy mpaka vadin’olona na ravehivavy nalainy.