Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra.
Nomery 32:8 - DIEM PROTESTANTA Nanao fahadisoana toy izany koa ny rainareo, raha nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany Kanahàna izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izany ihany no nataon’ireo rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanao fahadisoana toy izany koa ny rainareo, raha nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany Kanahàna izy. Baiboly Katolika Mova tsy izao koa no nataon’ny rainareo, fony aho naniraka azy avy tany Kadesa-Barne hisafo ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy Izany no nataon’ny rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesi-barnea hisafo ny tany izy; Malagasy Bible Izany no nataon'ny rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesi-barnea hisafo ny tany izy; La Bible en Malgache Izany ihany no nataon’ireo rainareo, fony nirahiko avy tao Kadesy-Barnea hisafo ny tany izy. |
Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra.
avy eo dia miolaka eo atsimon’ny fiakaran’i Akrabima, dia mandalo an’i Tsina, dia mahazo ny atsimon’i Kadesy-Barnea sy mipaka any Hatsara, ary mitohy hatrany Hatsemôna;
(Lalana 11 andro i Kadesy-Barnea raha miala ny tendrombohitra Hôreba ka mihazo ny lalana mankany amin’ny tendrombohitra Sehîra).