Ny amin’ireo taranak’i Aharôna dia nisy fitsinjarana azy ho antokony. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara.
Nomery 3:4 - DIEM PROTESTANTA Maty teo anatrehan’ny TOMPO anefa i Nadaba sy Abihò fony nandoro vovo-javamanitra tsy sahaza Azy tany an-taniefitr’i Sinay. Samy tsy niteraka izy mirahalahy, koa dia i Elehazara sy i Itamara ihany no sisa nanao ny fisoronana teo anatrehan’i Aharôna rainy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Maty teo anatrehan’NY TOMPO i Nadaba sy i Abiho tamin’izy ireo nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’NY TOMPO tany amin’ny tany efitr’i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy. Koa i Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan’i Arona rainy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Maty teo anatrehan’ny TOMPO anefa i Nadaba sy Abihò fony nandoro vovo-javamanitra tsy sahaza Azy tany an-taniefitr’i Sinay. Samy tsy niteraka izy mirahalahy, koa dia i Elehazara sy i Itamara ihany no sisa nanao ny fisoronana teo anatrehan’i Aharôna rainy. Baiboly Katolika I Nabada sy i Abiò dia maty teo anatrehan’i Iaveh tamin’izy nanatitra afo hafa teo anatrehan’i Iaveh tany an’efitra Sinaia: tsy nanan-janaka izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Fa maty teo anatrehan’i Jehovah Nadaba sy Abiho tamin’izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’i Jehovah tany an-efitr’i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy; ary Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan’i Arona rainy. Malagasy Bible Fa maty teo anatrehan'i Jehovah Nadaba sy Abiho tamin'izy nanatitra afo tsy izy teo anatrehan'i Jehovah tany an-efitr'i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy; ary Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan'i Arona rainy. La Bible en Malgache Maty teo anatrehan’NY TOMPO i Nadaba sy i Abiho tamin’izy ireo nanatitra afo tsy izy teo anatrehan’NY TOMPO tany amin’ny tany efitr’i Sinay, sady samy tsy nanan-janaka izy mirahalahy. Koa i Eleazara sy Itamara no nanao fisoronana teo anatrehan’i Arona rainy. |
Ny amin’ireo taranak’i Aharôna dia nisy fitsinjarana azy ho antokony. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara.
Ary nisy afo nalefan’ny TOMPO izay nandoro velona ireo lehilahy 250 nanatitra vovo-javamanitra.
Ento any amin’i Elehazàra mpisorona izany mba havoakany eny ivelan’ny toby, ary hovonoina eo anatrehany.
Koa ento, ry Mosesy, i Aharôna sy i Elehazara zanany hiakatra eo an-tendrombohitra Hôra.
Fa i Nadaba sy i Abihò dia maty, fony nandoro vovo-javamanitra tsy sahaza teo anatrehan’ny TOMPO.