Nomery 3:14 - DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Katolika Tany an’efitra Sinaia, dia niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy tany an-efitr’i Sinay ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy tany amin’ny tany efitr’i Sinay hoe: |
Ny andro voalohany tamin’ny volana fahatelo taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta no nahatongavany tao an-taniefitr’i Sinay.