Nomery 27:9 - DIEM PROTESTANTA Fa raha tsy manan-janakavavy kosa izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara taniny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary raha tsy manan-janakavavy izy dia ny rahalahiny no homenareo ny zarataniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha tsy manan-janakavavy kosa izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara taniny. Baiboly Katolika Ary raha tsy manan-janaka vavy izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha tsy manan-janakavavy izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara-taniny. Malagasy Bible Ary raha tsy manan-janakavavy izy, dia ny rahalahiny no homenareo ny zara-taniny. La Bible en Malgache Ary raha tsy manan-janakavavy izy dia ny rahalahiny no homenareo ny zarataniny. |
Ary hiteny amin’ny Israelita ianao ka hanao hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny zara taniny.