Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:34 - DIEM PROTESTANTA

Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ireo no fianakavian’i Manase; ary izay voaisa taminy dia fitonjato sy roa arivo sy dimy alina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ireo no fokon’i Manase: 52.700 no voaisa amin’izy ireo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ireo no fokon’i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ireo no fokon'i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ireo no fianakavian’i Manase; ary izay voaisa taminy dia fitonjato sy roa arivo sy dimy alina.

Jereo ny toko



Nomery 26:34
4 Rohy Ifampitohizana  

antsoiko ilay Anjely Izay nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra; dia hotahîny anie ireto zazalahy ireto! Ka amin’ny alalan’izy roa lahy no hahatsiarovana ny anarako mbamin’ny anaran’i Abrahama raibeko sy i Itsehàka raiko! Hitombo maro dia maro eo anivon’ilay tany anie izy!


Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna.