Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 26:26 - DIEM PROTESTANTA

Ny taranak’i Zebolòna, araka ny tarika tao aminy dia izao: ny Seredita avy tamin’i Sereda; ny Elônita avy tamin’i Elôna; ny Jahilielîta avy tamin’i Jahiliela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny taranak’i Zebolona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sereda, ny fianakavian’ny Seredita; avy tamin’i Elona, ny fianakavian’ny Elonita; avy tamin’i Jahalela, ny fianakavian’ny Jahalelita.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny taranak’i Zebolòna, araka ny tarika tao aminy dia izao: ny Seredita avy tamin’i Sereda; ny Elônita avy tamin’i Elôna; ny Jahilielîta avy tamin’i Jahiliela.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Zanak’i Zabolôna, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Saredita avy tamin’i Sareda, ny fokon’ny Elônita avy tamin’i Elôna, ny fokon’ny Jalelita avy tamin’i Jalela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny taranak’i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Sereda ny fokon’ny Seredita; avy tamin’i Elona ny fokon’ny Elonita; avy tamin’i Jahalela ny fokon’ny Jahalelita.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny taranak'i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Sereda ny fokon'ny Seredita; avy tamin'i Elona ny fokon'ny Elonita; avy tamin'i Jahalela ny fokon'ny Jahalelita.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny taranak’i Zebolona, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Sereda, ny fianakavian’ny Seredita; avy tamin’i Elona, ny fianakavian’ny Elonita; avy tamin’i Jahalela, ny fianakavian’ny Jahalelita.

Jereo ny toko



Nomery 26:26
3 Rohy Ifampitohizana  

I Zebolòna sy ireo zanany lahy, dia i Sereda sy i Elôna ary i Jahiliela.