I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ.
Nomery 26:17 - DIEM PROTESTANTA ny Arôdita avy tamin’i Arôda; ny Arelîta avy tamin’i Arelỳ. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arodita; avy tamin’i Arely, ny fianakavian’ny Arelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny Arôdita avy tamin’i Arôda; ny Arelîta avy tamin’i Arelỳ. Baiboly Katolika ny fokon’ny Arôdita, avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arielita avy tamin’i Ariela. Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’i Aroda ny fokon’ny Arodita; avy tamin’i Arely ny fokon’ny Arelita. Malagasy Bible avy tamin'i Aroda ny fokon'ny Arodita; avy tamin'i Arely ny fokon'ny Arelita. La Bible en Malgache avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arodita; avy tamin’i Arely, ny fianakavian’ny Arelita. |
I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ.
Ireo no tarika gadita; ka nisy 40 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.