Ilay Israelita, izay novonoina ho faty niaraka tamin’ilay vehivavy midianîta, dia i Zimrỳ zanakalahin’i Salò sady filoham-pianakaviana simehônita.
Nomery 26:14 - DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fianakavian’ny Simeonita, roanjato sy roa arivo sy roa alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika simehônita; ka nisy 22 200 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy. Baiboly Katolika Ireo no fokon’ny Simeônita, 22.200 izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no fokon’ny Simeonita, dia roan-jato amby roa arivo sy roa alina. Malagasy Bible Ireo no fokon'ny Simeonita, dia roanjato amby roa arivo sy roa alina. La Bible en Malgache Ireo no fianakavian’ny Simeonita, roanjato sy roa arivo sy roa alina. |
Ilay Israelita, izay novonoina ho faty niaraka tamin’ilay vehivavy midianîta, dia i Zimrỳ zanakalahin’i Salò sady filoham-pianakaviana simehônita.
Ny taranak’i Gada, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Tsefônita avy tamin’i Tsefôna; ny Hagita avy tamin’i Hagỳ; ny Sonita avy tamin’i Sonỳ;
Avy tamin’ny fokon’i Simehôna: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Levỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Jisakara: 12 000.