Dia nitondra mofo sy divay i Melkitsedèka mpanjakan’i Salema sady mpisoron’ilay Andriamanitra avo indrindra,
Nomery 24:16 - DIEM PROTESTANTA sady mandre ny tenin’Andriamanitra no mahita izay asehon’ilay Tsitoha, rehefa mahazo tsindrimandry avy aminy. ka tonga mahiratra fijery. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay mandre ny tenin’Andriamanitra sady mahalala ny fahalalan’ny Avo Indrindra, izay mahita fahitana avy amin’ny Tsitoha, torana, kanefa nampahiratina ny masony: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sady mandre ny tenin’Andriamanitra no mahita izay asehon’ilay Tsitoha, rehefa mahazo tsindrimandry avy aminy. ka tonga mahiratra fijery. Baiboly Katolika Faminanian’ilay mandre ny tenin’Andriamanitra, Izay mahalala ny fahaizan’ny Avo indrindra, Izay mibanjina ny fahitan’ny Tsitoha, Izay lavo ka misokatra ny masony: Baiboly Protestanta Malagasy Izay mandre ny tenin’Andriamanitra Sady mahalala ny fahalalan’ny Avo Indrindra, Izay mahita fahitana avy amin’ny Tsitoha, Torana, kanefa voahiratra ny masony: Malagasy Bible Izay mandre ny tenin'Andriamanitra sady mahalala ny fahalalan'ny Avo Indrindra, izay mahita fahitana avy amin'ny Tsitoha, torana, kanefa voahiratra ny masony: La Bible en Malgache izay mandre ny tenin’Andriamanitra sady mahalala ny fahalalan’ny Avo Indrindra, izay mahita fahitana avy amin’ny Tsitoha, torana, kanefa nampahiratina ny masony: |
Dia nitondra mofo sy divay i Melkitsedèka mpanjakan’i Salema sady mpisoron’ilay Andriamanitra avo indrindra,
Rehefa feno 99 taona i Abrama, dia nisehoan’ny TOMPO ka nitenenany hoe: –Izaho no Andriamanitra Tsitoha; aoka handeha eo anatrehako ianao sady tsy hanan-tsiny;
Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahàma: «Teny hentitr’i Balahama, zanakalahin’i Behôra, teny hentitry ny lehilahy matsilo fijery
«Izao no hitako, saingy tsy mbola ankehitriny no hisehoany; izao no tazako, saingy mbola any aoriana lavitra no hitrangany; Misy kintana mipoitra avy amin’ny taranak’i Jakôba, misy mpanjaka mipongatra avy amin’ny Israelita ka ny tehim-panjakàny no mamely ny fihirifan’ny Môabita sy ny lohan’ny mpanakorontana rehetra.
dia nanao izao tononkalo izao: «Teny hentitr’i Balahama, zanakalahin’i Behôra, teny hentitry ny lehilahy matsilo fijery
sady mandre ny tenin’Andriamanitra no mahita izay asehon’ilay Tsitoha, rehefa mahazo tsindrimandry avy aminy ka tonga mahiratra fijery.
Na dia manana ny fanomezana hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra aza aho ka hahatakatra ny zava-miafina rehetra sady ho feno ny fahaizana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra ilaina mba hahafindra tendrombohitra aza aho, saingy tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona ihany.
Momba ny hena natao sorona tamin’ny sampy dia izao: Fantatsika fa samy manana fahalalana daholo isika. Saingy ny fahalalana dia mampieboebo, fa ny fitiavana kosa mampandroso amin’ny finoana.