«Ilay vahoaka izay niala tany Ejipta dia mandrakotra ny taniko. Koa mba tongava atỳ re ianao, hanozona azy; angamba haharesy azy aho amin’izay ka haharoaka azy.»
Nomery 22:10 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe: Baiboly Katolika Dia hoy ny navalin’i Balaama an’Andriamanitra: «I Balàka, zanak’i Sefôra mpanjakan’i Moaba no naniraka an’ireo hilaza amiko hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Balama tamin’Andriamanitra: Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe: Malagasy Bible Dia hoy Balama tamin'Andriamanitra: Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe: La Bible en Malgache Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe: |
«Ilay vahoaka izay niala tany Ejipta dia mandrakotra ny taniko. Koa mba tongava atỳ re ianao, hanozona azy; angamba haharesy azy aho amin’izay ka haharoaka azy.»
Ary nankao amin’i Balahama kosa Andriamanitra ka nanontany azy hoe: –Iza moa ireo lehilahy tonga ato aminao ireo?
Matin’ny Israelita koa ny mpanjaka midianita dimy lahy, dia i Evỳ sy i Rekema, i Tsoro sy i Hora ary i Reba. Novonoiny ho faty tamin’ny sabatra ihany koa i Balahama zanakalahin’i Behôra.