Nomery 13:7 - DIEM PROTESTANTA I Jigàla zanakalahin’i Jôsefa, avy amin’ny fokon’i Jisakara; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Isakara, i Jigala, zanak’i Josefa; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jigàla zanakalahin’i Jôsefa, avy amin’ny fokon’i Jisakara; Baiboly Katolika Igala zanak’i Josefa, avy amin’ny fokon’i Isakara; Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’Isakara dia Jigala, zanak’i Josefa; Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'Isakara dia Jigala, zanak'i Josefa; La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Isakara, i Jigala, zanak’i Josefa; |
Ary nitaraina tamin’i Josoa ny taranak’i Jôsefa nanao hoe: –Nahoana no anjara iray ihany tamin’ny antsapaka no mba nomenao anay, kanefa izahay efa tonga vahoaka marobe araka izay nitahian’ny TOMPO anay?