Nomery 13:15 - DIEM PROTESTANTA I Geoela zanakalahin’i Makỳ, avy amin’ny fokon’i Gada. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Gada, i Geoela, zanak’i Makỳ. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Geoela zanakalahin’i Makỳ, avy amin’ny fokon’i Gada. Baiboly Katolika Goela, zanak’i Makì, avy amin’ny fokon’i Gada. Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’i Gada dia Geoela, zanak’i Maky. Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'i Gada dia Geoela, zanak'i Maky. La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Gada, i Geoela, zanak’i Makỳ. |
Ireo no anaran’ny lehilahy nalefan’i Mosesy hisafo ny tany Kanahàna. Nataon’i Mosesy hoe Josoa i Hôsea zanakalahin’i Nona.