Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: i Elitsora zanak’i Sedeòra no avy amin’ny fokon’i Reobena;
Nomery 10:18 - DIEM PROTESTANTA Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niainga indray ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ny mpifehy ny antokony dia i Elizora, zanak’i Sedeora. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora; Baiboly Katolika Dia niainga ny fanevan’ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin’i Elisora, zanak’i Sedeora; Baiboly Protestanta Malagasy Dia niainga ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak’i Sedeora, no mpifehy ny antokony. Malagasy Bible Dia niainga ny fanevan'ny tobin'i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak'i Sedeora, no mpifehy ny antokony. La Bible en Malgache Niainga indray ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ny mpifehy ny antokony dia i Elizora, zanak’i Sedeora. |
Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: i Elitsora zanak’i Sedeòra no avy amin’ny fokon’i Reobena;
Raha miverina fanindroany ny fitsofana trômpetra arahina hoby, dia izay nitoby teo atsimo no hiainga. Fitsofana trômpetra arahin-koby no mariky ny fiaingana.