omby mifahy folo, omby an-tondraka roapolo ary ondry zato, afa-tsy ny biby hafa toy ny diera sy ny gazela ary ny osy mbamin’ny gisa matavy.
Nehemia 5:18 - DIEM PROTESTANTA ka ny niantohako namboarina isan’andro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona koa, fa indray mandeha isaky ny folo andro no nanaterana divay betsaka aho. Nefa na izany aza dia tsy mba nitaky ny anjara fiveloman’ny governora aho, satria efa navesatra mafy tamin’ny vahoaka ny asa nataony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny nokarakaraina ho ahy isanandro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona, ary indray mandeha isan-kafoloana dia nasiana divay betsaka samihafa; nefa na dia izany aza, ny anjara fiveloman’ny governora dia tsy mba nilaiko satria navesatra tamin’ny olona ny fanompoana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka ny niantohako namboarina isan’andro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona koa, fa indray mandeha isaky ny folo andro no nanaterana divay betsaka aho. Nefa na izany aza dia tsy mba nitaky ny anjara fiveloman’ny governora aho, satria efa navesatra mafy tamin’ny vahoaka ny asa nataony. Baiboly Katolika Ka izao no natokana isan’andro: omby iray, ondry voafantina enina, ary vorona no nahandroina, ka izaho no nandoa ny lany; isan-kafoloana koa namononana ny divay ilaina natao betsaka. Na dia izany aza anefa, tsy mba nitaky ny mofon’ny governora aho, satria efa mavesatra loatra tamin’izany vahoaka izany ny asa nataony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny namboarina ho ahy isan-andro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona koa, ary indray mandeha isan-kafoloana dia nasiana divay samy hafa betsaka; nefa na dia izany aza, ny anjara-fiveloman’ny governora dia tsy mba nilaiko, satria nahavesatra ny olona ny fanompoana. Malagasy Bible Ary ny namboarina ho ahy isan'andro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona koa, ary indray mandeha isan-kafoloana dia nasiana divay samy hafa betsaka; nefa na dia izany aza, ny anjara-fiveloman'ny governora dia tsy mba nilaiko, satria nahavesatra ny olona ny fanompoana. La Bible en Malgache Ary ny nokarakaraina ho ahy isanandro dia omby iray sy ondry matavy enina ary vorona, ary indray mandeha isan-kafoloana dia nasiana divay betsaka samihafa; nefa na dia izany aza, ny anjara fiveloman’ny governora dia tsy mba nilaiko satria navesatra tamin’ny olona ny fanompoana. |
omby mifahy folo, omby an-tondraka roapolo ary ondry zato, afa-tsy ny biby hafa toy ny diera sy ny gazela ary ny osy mbamin’ny gisa matavy.
Tsy nihinana ny sakafon’olona maimaimpoana izahay, fa nikely aina sy nisasatra niasa andro aman’alina mba tsy hanahirana na dia iray aminareo aza.