Ny mpiandry varavarana dia i Hakoba sy i Talmôna mbamin’ny namany izay niambina ny vavahady, ka 172 no isany.
Nehemia 11:20 - DIEM PROTESTANTA Ny sisa tamin’ny Israelita sy ny mpisorona ary ny levita dia teny amin’ny tanàna rehetra tao Joda, samy teo amin’ny zarataniny avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny sisa tamin’ny Israely sy ny mpisorona ary ny levita kosa dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin’ny zarataniny avy ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny sisa tamin’ny Israelita sy ny mpisorona ary ny levita dia teny amin’ny tanàna rehetra tao Joda, samy teo amin’ny zarataniny avy. Baiboly Katolika I Israely sisa, ny mpisorona ary ny Levita dia tany amin’ny tanànan’i Jodà rehetra, samy tany amin’ny zara taniny avy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny sisa tamin’ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita, dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin’ny zara-taniny avy. Malagasy Bible Ary ny sisa tamin'ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita, dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin'ny zara-taniny avy. La Bible en Malgache Ny sisa tamin’ny Israely sy ny mpisorona ary ny levita kosa dia teny an-tanàna rehetra any Joda, samy tao amin’ny zarataniny avy ihany. |
Ny mpiandry varavarana dia i Hakoba sy i Talmôna mbamin’ny namany izay niambina ny vavahady, ka 172 no isany.
Ireo lohandohany teo amin’ny faritany no niorim-ponenana tao Jerosalema; fa ny Israelita sarambabem-bahoaka, ny mpisorona sy ny levita, ireo mpanampy ny levita sy ireo taranaky ny mpanompon’i Salômôna dia samy tao amin’ny zarataniny aman-tanànany avy.