i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa;
Nehemia 11:13 - DIEM PROTESTANTA ary koa lehilahy 242 iray tarika amin’i Hadaià, izay samy loham-pianakaviana avy; i Hamasay, zanakalahin’i Hazarela sy zafin’i Ahezay sy zafiafin’i Meselemôta ary zafin-dohalik’i Imera, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mbamin’ny rahalahiny, izay samy lohan’ny fianakaviana, dia roa amby efapolo sy roanjato; i Amasay, zanak’i Azarela, zanak’i Ahazay, zanak’i Mesilemota, zanak’Imera Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary koa lehilahy 242 iray tarika amin’i Hadaià, izay samy loham-pianakaviana avy; i Hamasay, zanakalahin’i Hazarela sy zafin’i Ahezay sy zafiafin’i Meselemôta ary zafin-dohalik’i Imera, Baiboly Katolika mbamin’ireo rahalahiny, samy loham-pianakaviana: 242; ary i Amasaì zanak’i Azreela zanak’i Ahazy zanak’i Mosolamota, zanak’i Emera, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny rahalahiny, izay samy lohan’ny fianakaviana, dia roa amby efa-polo amby roan-jato; ary Amasay, zanak’i Azarela, zanak’i Ahazay, zanak’i Mesilemota, zanak’Imera, Malagasy Bible ary ny rahalahiny, izay samy lohan'ny fianakaviana, dia roa amby efa-polo amby roan-jato; ary Amasay, zanak'i Azarela, zanak'i Ahazay, zanak'i Mesilemota, zanak'Imera, La Bible en Malgache mbamin’ny rahalahiny, izay samy lohan’ny fianakaviana, dia roa amby efapolo sy roanjato; i Amasay, zanak’i Azarela, zanak’i Ahazay, zanak’i Mesilemota, zanak’Imera |
i Elehozay sy i Jerimôta mbamin’i Behalià sy i Semarià ary i Sefatià, samy avy any Harofa;
ary koa lehilahy 822 iray tarika amin’i Jedahià sy i Seraià, izay mpiasa teo amin’ny fanaovana ny tranon’Andriamanitra; i Hadaià, zanakalahin’i Jerôhama sy zafin’i Pelahià sy zafiafin’i Ametsy sy zafin-dohalik’i Zakarià sy zafin-kitrokelin’i Pasehora ary zafim-paladian’i Malkià,
ary koa lehilahy tomady 128 iray tarika amin’i Hamasay, ka ny mpifehy azy dia i Zabdiela zanakalahin’i Gedôlima.