Indray andro dia tonga tao Sekema i Gahala zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny; ary nametraka fitokiana taminy ny mponin’i Sekema.
Mpitsara 9:30 - DIEM PROTESTANTA Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nony ren’i Zebola governoran’ny tanàna ireo tenin’i Gahala zanakalahin’i Hebeda, dia tezitra izy. Baiboly Katolika Nandre ny vavan’i Gaala, zanak’i Obeda, i Zebola, governoran’ny tanàna ka nirehitra ny fahatezerany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa ren’i Zebola, komandin’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. Malagasy Bible Ary rehefa ren'i Zebola, komandin'ny tanàna, ny tenin'i Gala, zanak'i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. La Bible en Malgache Rehefa ren’i Zebola, governoran’ny tanàna, ny tenin’i Gala, zanak’i Ebeda, dia nirehitra ny fahatezerany. |
Indray andro dia tonga tao Sekema i Gahala zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny; ary nametraka fitokiana taminy ny mponin’i Sekema.
Enga anie ka ho eo ambony fahefàko ny vahoaka sekemita, dia haongako i Abimelèka! Avy eo i Gahala dia nanao tamin’i Abimelèka hoe: –Hamaroy ny tafikao, ka mivoaha hiady amiko!
Koa nandefa iraka miafina ho any amin’i Abimelèka izy hanao hoe: –Indro tonga eto Sekema i Gahala, zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny ka manainga ny eto an-tanàna hikomy aminao.
Ary i Abimelèka dia nandeha nipetraka tao Aromà; fa i Zebola kosa nandroaka an’i Gahala sy ny rahalahiny tao Sekema mba tsy honina ao intsony.