Dia nanafika ny Midianita araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy ireo, ka namono nahafaty ny lehilahy rehetra.
Mpitsara 21:11 - DIEM PROTESTANTA Vonoy ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nanam-bady. Izany no hataonareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra efa nahalala lahy dia hataonareo zavatra voaozona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Vonoy ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nanam-bady. Izany no hataonareo. Baiboly Katolika Izao no hataonareo: ataovy anatema ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra efa nandry tamin-dehilahy.» Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nahalala lahy dia haringanareo. Malagasy Bible Ary izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra izay efa nahalala lahy dia haringanareo. La Bible en Malgache Izao no hataonareo: Ny lehilahy rehetra sy ny vehivavy rehetra efa nahalala lahy dia hataonareo zavatra voaozona. |
Dia nanafika ny Midianita araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy ireo, ka namono nahafaty ny lehilahy rehetra.
Ary afatsika tamin’izay ny tanànany rehetra, ka noravantsika tanteraka; naringantsika ny lehilahy mbamin’ny zaza amam-behivavy isan-tanàna ka tsy nasiantsika niangana na iray akory aza.
Tamin’ny mponina tao Jabesy-Gilehada dia nahitana tovovavy efajato mbola virijiny, ka nentin’ireo iraka ho any amin’ny toby tao Silao, tao amin’ny tany Kanahàna.