Nataon’ny TOMPO resy teo anatrehan’ny Israelita ireo Benjaminita, ka nahafatesana vatan-dehilahy miisa andiany 25 miampy 100 lahy tamin’izay andro izay, dia lehilahy kinga famely sabatra avokoa.
Mpitsara 20:36 - DIEM PROTESTANTA Takatry ny Benjaminita tamin’izay fa resy tokoa izy. Nanao tari-dositra ny Israelita, satria niantehitra tamin’ireo miaramila nafeniny manodidina an’i Gibehà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hitan’ny taranak’i Benjamina fa resy izy. Ny lehilahin’ny Israely dia nanao tari-dositra niala tamin’i Benjamina satria natoky ny vela-pandrika izay napetrany teo akaikin’i Gibea izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Takatry ny Benjaminita tamin’izay fa resy tokoa izy. Nanao tari-dositra ny Israelita, satria niantehitra tamin’ireo miaramila nafeniny manodidina an’i Gibehà. Baiboly Katolika Koa hitan’ny taranak’i Benjamina fa resy izy; fa ny lehilahy amin’i Israely no nihemotra teo anatrehan’i Benjamina dia noho ny fitokiany ny otrika napetrany hamely an’i Gabaà. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hitan’ny taranak’i Benjamina fa resy izy; ary ny lehilahy amin’ny Isiraely nanao tari-dositra tamin’ny Benjamita, satria natoky ny otrika izay efa napetrany teo akaikin’i Gibea izy. Malagasy Bible Ary hitan'ny taranak'i Benjamina fa resy izy; ary ny lehilahy amin'ny Isiraely nanao tari-dositra tamin'ny Benjamita, satria natoky ny otrika izay efa napetrany teo akaikin'i Gibea izy. La Bible en Malgache Hitan’ny taranak’i Benjamina fa resy izy. Ny lehilahin’ny Israely dia nanao tari-dositra niala tamin’i Benjamina satria natoky ny vela-pandrika izay napetrany teo akaikin’i Gibea izy. |
Nataon’ny TOMPO resy teo anatrehan’ny Israelita ireo Benjaminita, ka nahafatesana vatan-dehilahy miisa andiany 25 miampy 100 lahy tamin’izay andro izay, dia lehilahy kinga famely sabatra avokoa.