Mpitsara 18:15 - DIEM PROTESTANTA
Ary nanatona izy dimy lahy dia niditra tao an-tranon’i Mikà nisy ilay tovolahy levita ary niarahaba azy.
Jereo ny toko
Dia nivily tao izy ireo ka tonga tao amin’ny tranon’ilay zatovo levita, tao an-tranon’i Mika, dia niarahaba azy.
Jereo ny toko
Ary nanatona izy dimy lahy dia niditra tao an-tranon’i Mikà nisy ilay tovolahy levita ary niarahaba azy.
Jereo ny toko
Dia nivily nankeo izy, ka niditra tao amin’ny tranon’ilay tovolahy Levita, dia ny tranon’i Mikasy, sy nanao akory azy;
Jereo ny toko
Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon’ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon’i Mika, ka niarahaba azy.
Jereo ny toko
Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon'ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon'i Mika, ka niarahaba azy.
Jereo ny toko
Dia nivily tao izy ireo ka tonga tao amin’ny tranon’ilay zatovo levita, tao an-tranon’i Mika, dia niarahaba azy.
Jereo ny toko