Matio 7:4 - DIEM PROTESTANTA Ary ahoana no hilazanao amin’ny havanao hoe: «Etsy hoesoriko ny tapak’ahitra eo amin’ny masonao», nefa jereo ange ity vatan-kazo eo amin’ny anao? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ahoana no ilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Aoka hesoriko ny singan’ahitra eo amin’ny masonao; nefa indro ny andry dia eo amin’ny masonao? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ahoana no hilazanao amin’ny havanao hoe: «Etsy hoesoriko ny tapak’ahitra eo amin’ny masonao», nefa jereo ange ity vatan-kazo eo amin’ny anao? Baiboly Katolika Ary ahoana no ilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Avelao hoesoriko ny tapak’ahitra amin’ny masonao, nefa indro fa misy sakamandimby eo amin’ny anao? Baiboly Protestanta Malagasy Ary ahoana no hilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin’ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin’ny masonao? Malagasy Bible Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin'ny masonao? La Bible en Malgache Ary ahoana no ilazanao amin’ny rahalahinao hoe: Aoka hesoriko ny singan’ahitra eo amin’ny masonao; nefa indro ny andry dia eo amin’ny masonao? |
Ry mpitari-dalana jamba, tantavaninareo ny moka amin’ny zava-pisotronareo, nefa ny rameva atelinareo.
Nahoana moa ianao no mahita ny tapak’ahitra eo amin’ny mason’ny havana iray finoana, nefa ny vatan-kazo eo amin’ny masonao tsy tandrinao akory?
Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny vatan-kazo eo amin’ny masonao; izay ianao vao hahiratra tsara ka hahaisotra ny tapak’ahitra eo amin’ny mason-kavana.
Ahoana no hahafahanao milaza amin-kavana hoe: «Etsy, rahavako, hoesoriko ny tapak’ahitra amin’ny masonao», nefa ny vatan-kazo amin’ny masonao tsy hitanao akory? Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny vatan-kazo amin’ny masonao, izay ianao vao hahiratra tsara ka hanaisotra ny tapak’ahitra amin’ny mason-kavana.