Ren’i Jôhany Mpanao batisa tao am-ponja ny asa nataon’i Jesoa, ka nisy nirahin’i Jôhany ny mpianany
Matio 4:12 - DIEM PROTESTANTA Nony ren’i Jesoa fa naiditra am-ponja i Jôhany, dia lasa nankany Galilea Izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony ren’i Jesosy fa voasambotra i Jaona dia nihataka nankany Galilia Izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony ren’i Jesoa fa naiditra am-ponja i Jôhany, dia lasa nankany Galilea Izy. Baiboly Katolika Ary nony ren’i Jesoa fa natao an-tranomaizina i Joany, dia lasa izy nankany Galilea; Baiboly Protestanta Malagasy ARY nony ren’i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy. Malagasy Bible Ary nony ren'i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy. La Bible en Malgache Nony ren’i Jesosy fa voasambotra i Jaona dia nihataka nankany Galilia Izy. |
Ren’i Jôhany Mpanao batisa tao am-ponja ny asa nataon’i Jesoa, ka nisy nirahin’i Jôhany ny mpianany
I Herôda manko no nampisambotra an’i Jôhany ary nampigadra azy sy nampanao azy am-ponja; ny amin’i Herôdiada, vadin’i Filipo rahalahin’i Herôda, no antony.
Ary naiditra am-ponja i Jôhany. Taorian’izay, dia nankany Galilea i Jesoa, nanao antso avo ny Vaovao Mahafaly avy amin’Andriamanitra
Ny tenan’i Herôda mihitsy manko no naniraka olona hisambotra an’i Jôhany, ary nampigadra azy tao am-ponja. Ny antony dia ny amin’i Herôdiada, vadin’i Filipo rahalahiny, nefa nalain’i Herôda ho vady.
Fa vao mainka nandentika ry zareo nanao hoe: –Mampiodina ny vahoaka eran’i Jodea manontolo Izy amin’ny fampianarana ataony, hatrany Galilea izay nanombohany ka hatratỳ.
Nombàn’ny Fanahy Masina i Jesoa no niverina tany Galilea; ary nanomboka niely tamin’ny faritany manontolo ny lazany.
Nidina tany Kafarnahòma tanàna any Galilea i Jesoa ka nampianatra ny olona isaky ny sabata.
Ny ampitson’iny, dia niroso nankany amin’ny faritany Galilea i Jesoa; tafahaona tamin’i Filipo Izy ary nanao taminy hoe: –Avia hiaraka amiko!
Izany nataon’i Jesoa tao Kanà any Galilea izany no santatr’ireo famantarana narosony. Ary nasehon’i Jesoa ny voninahiny, ka nino Azy ny mpianany.
Nony afaka ny indro andro, dia niala teo amin’ny Samaritanina i Jesoa mba hankany Galilea;
Izany no famantarana faharoa nataon’i Jesoa, dia fony Izy tonga tao Galilea avy tany Jodea.