Raha ianareo sendra mandalo ny tanimboaloboky ny namanareo, dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky; fa aza mitondra mody.
Matio 12:1 - DIEM PROTESTANTA Taoriana kelin’izany, dia nandeha namaky tanimbary tamin’ny andro sabata ry i Jesoa. Noana ireto mpianany ka nioty salohim-bary, dia nihinana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’izany andro izany Jesosy nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary dia nihinana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taoriana kelin’izany, dia nandeha namaky tanimbary tamin’ny andro sabata ry i Jesoa. Noana ireto mpianany ka nioty salohim-bary, dia nihinana. Baiboly Katolika Tamin’izany andro izany i Jesoa namaky ny tanimbary tamin’ny andro sabata, ary noana ny mpianany ka nioty salohim-bary, dia nihinana; Baiboly Protestanta Malagasy TAMIN’izany andro izany Jesosy nandeha namaky ny tanimbary tamin’ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary, dia nihinana. Malagasy Bible Tamin'izany andro izany Jesosy nandeha namaky ny tanimbary tamin'ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary, dia nihinana. La Bible en Malgache Tamin’izany andro izany Jesosy nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary dia nihinana. |
Raha ianareo sendra mandalo ny tanimboaloboky ny namanareo, dia mahazo manaram-po mihinam-boaloboka hahavoky; fa aza mitondra mody.