Tamin’izay dia nandao ny vahoaka i Jesoa ary nody tany an-trano; dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: –Hazavao aminay ny hevitry ny fanoharana momba ny tsimparifary nafafy an-tanimbary.
Marka 8:9 - DIEM PROTESTANTA Tokony ho efatra arivo anefa ny vatan-dehilahy teo. Dia nalefan’i Jesoa hody ny olona rehetra; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tokony ho efatra arivo ireo vahoaka ireo. Dia nasainy nody ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tokony ho efatra arivo anefa ny vatan-dehilahy teo. Dia nalefan’i Jesoa hody ny olona rehetra; Baiboly Katolika Tokony ho efatra arivo anefa no nihinana; dia nampodiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tokony ho efatra arivo ireo. Dia nampodiny izy. Malagasy Bible Ary tokony ho efatra arivo ireo. Dia nampodiny izy. La Bible en Malgache Tokony ho efatra arivo ireo vahoaka ireo. Dia nasainy nody ireo. |
Tamin’izay dia nandao ny vahoaka i Jesoa ary nody tany an-trano; dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: –Hazavao aminay ny hevitry ny fanoharana momba ny tsimparifary nafafy an-tanimbary.
ary raha vao vita izany, dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Dalmanotà.
Dia nihinana ny olona ka voky; ary nangonina ny tapa-mofo aman-trondro ambiny, ka nisy fito harona.
Nalain’i Jesoa ho eo aminy kosa ny 12 lahy ka nilazany hoe: –Miakatra ho any Jerosalema àry izao isika, ka ho tanteraka avokoa izay voalazan’ny Soratra Masina tamin’ny alalan’ny mpaminany momba ny Zanak’olona.