Fa izay matoky ny TOMPO kosa dia hahazo hery vaovao hatrany, ka hisidina ambony toy ny voromahery. Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, handeha izy nefa tsy ho reraka.
Marka 8:3 - DIEM PROTESTANTA ary raha alefako mody tsy misakafo ireo, dia ho reraka eny an-dalana satria avy lavitra ny sasany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa raha hampodiko ho any an-tranony tsy misakafo izy dia ho reraka eny an-dalana sady avy lavitra ny sasany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary raha alefako mody tsy misakafo ireo, dia ho reraka eny an-dalana satria avy lavitra ny sasany. Baiboly Katolika ary raha ampodiko ho any an-tranony izy tsy mihinana dia ho reraka eny an-dalana, fa avy lavitra ny sasany.» Baiboly Protestanta Malagasy koa raha hampodiko ho any an-tranony mbola tsy nihinana izy, dia ho reraka eny an-dàlana, sady avy lavitra ny sasany. Malagasy Bible koa raha hampodiko ho any an-tranony mbola tsy nihinana izy, dia ho reraka eny an-dalana, sady avy lavitra ny sasany. La Bible en Malgache Koa raha hampodiko ho any an-tranony tsy misakafo izy dia ho reraka eny an-dalana sady avy lavitra ny sasany. |
Fa izay matoky ny TOMPO kosa dia hahazo hery vaovao hatrany, ka hisidina ambony toy ny voromahery. Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, handeha izy nefa tsy ho reraka.
–Mahonena Ahy ireto vahoaka, satria efa telo andro izao no teto amiko, ka tsy manan-kohanina intsony;
Dia hoy ny navalin’ny mpianatra Azy: –Aiza no hahitana mofo hahavoky an’ireo olona ireo atỳ an-taniefitra atỳ.