Dia nalefan’i Jesoa hody ny vahoaka. Avy eo niondrana an-tsambokely Izy ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Magadàna.
Marka 8:10 - DIEM PROTESTANTA ary raha vao vita izany, dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Dalmanotà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary niaraka tamin’izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ka tonga tany amin’ny faritanin’i Dalmanota. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary raha vao vita izany, dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Dalmanotà. Baiboly Katolika Dia niondrana an-tsambo kely niaraka tamin’izay Izy sy ny mpianany, ka tonga tany amin’ny faritanin’i Dalmanotà. Baiboly Protestanta Malagasy Ary niaraka tamin’izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ka tonga tany amin’ny fari-tanin’i Dalmanota. Malagasy Bible Ary niaraka tamin'izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin'ny mpianany ka tonga tany amin'ny fari-tanin'i Dalmanota. La Bible en Malgache Ary niaraka tamin’izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin’ny mpianany ka tonga tany amin’ny faritanin’i Dalmanota. |
Dia nalefan’i Jesoa hody ny vahoaka. Avy eo niondrana an-tsambokely Izy ary lasa nankany amin’ny faritany atao hoe Magadàna.
Tokony ho efatra arivo anefa ny vatan-dehilahy teo. Dia nalefan’i Jesoa hody ny olona rehetra;